Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 125

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 125 Aya count 286

وَإِذْ جَعَلْنَا ٱلْبَيْتَ مَثَابَةًۭ لِّلنَّاسِ وَأَمْنًۭا وَٱتَّخِذُوا۟ مِن مَّقَامِ إِبْرَٰهِۦمَ مُصَلًّۭى ۖ وَعَهِدْنَآ إِلَىٰٓ إِبْرَٰهِۦمَ وَإِسْمَٰعِيلَ أَن طَهِّرَا بَيْتِىَ لِلطَّآئِفِينَ وَٱلْعَٰكِفِينَ وَٱلرُّكَّعِ ٱلسُّجُودِ ﴿١٢٥﴾
Ary tsarovy raha nataonay ho toeram-pivahiniana ho an'ny zanak'olombelona ilay Trano (Ka'bah) ary ho toerana mandry fahalemana, ary (hoy Izahay hoe) raisonareo ho toerana fanaovana Soalat ny toerana nitsanganan'i Mpaminany Ibrahim (A.s) ary nomenay andraikitra i Mpaminany Ibrahim (A.s) sy Mpaminany Ismail (A.s) fa hoe : \" Diovinareo ny Tranoko, ho an'ireo mpanao Twawaaf (1) sy I'tikaaf ary ho an'ireo mpiondrika sy mpiankohoka \".
Share