Surah Yusuf (Joseph ) - Aya 50

Surah Yusuf (Joseph ) - Malagasy - Aya 50 Aya count 111

وَقَالَ ٱلْمَلِكُ ٱئْتُونِى بِهِۦ ۖ فَلَمَّا جَآءَهُ ٱلرَّسُولُ قَالَ ٱرْجِعْ إِلَىٰ رَبِّكَ فَسْـَٔلْهُ مَا بَالُ ٱلنِّسْوَةِ ٱلَّٰتِى قَطَّعْنَ أَيْدِيَهُنَّ ۚ إِنَّ رَبِّى بِكَيْدِهِنَّ عَلِيمٌۭ ﴿٥٠﴾
Ary niteny ilay mpanjaka ka nanao hoe : “ Ento aty Amiko Izy ”. Nony tonga teo aminy ny Iraka dia niteny i Yosofa (A.s) nanao hoe : \" Miverena any amin’ny Tomponao Ianao ka hanontanio Azy, ahoana ny momba ireo vehivavy nandidy ny tànany (izy ireo) ? Marina fa ny Tompoko dia mahalala tanteraka ny teti-dratsin’izy ireo ”.
Share