Surah Yusuf (Joseph ) - Aya 36

Surah Yusuf (Joseph ) - Malagasy - Aya 36 Aya count 111

وَدَخَلَ مَعَهُ ٱلسِّجْنَ فَتَيَانِ ۖ قَالَ أَحَدُهُمَآ إِنِّىٓ أَرَىٰنِىٓ أَعْصِرُ خَمْرًۭا ۖ وَقَالَ ٱلْءَاخَرُ إِنِّىٓ أَرَىٰنِىٓ أَحْمِلُ فَوْقَ رَأْسِى خُبْزًۭا تَأْكُلُ ٱلطَّيْرُ مِنْهُ ۖ نَبِّئْنَا بِتَأْوِيلِهِۦٓ ۖ إِنَّا نَرَىٰكَ مِنَ ٱلْمُحْسِنِينَ ﴿٣٦﴾
Niaraka niditra Taminy tao am-ponja ny mpanompo lahy anakiroa. Ny ankiray tamin’izy ireo dia niteny ka nanao hoe : \" Nahita ny tenako tamin’ny nofy Aho fa namotsipotsika (voaloboka) atao toaka; ny iray hafa kosa dia niteny ka nanao hoe : \" Izaho dia nahita ny tenako fa miloloha mofo izay nohanin’ireo voro-manidina. Hazavao Aminay ny dikan’ireo nofinay ireo. Tena marina fa Izahay dia mahita fa Ianao dia isan’ireo mpanao soa ”.
Share