Surah Al-Falaq ( The Daybreak )

Surah Al-Falaq ( The Daybreak ) - Malagasy Aya count 5

Lazao hoe : \"Izaho dia mitady fiarovana avy amin'ny Tompon'ny maraina vao mangiran-dratsy,
manoloana ny haratsiana ataon’ny zavatra nohariany
sy ny kitroky ny aizina rehefa alina tanteraka ny andro
Hanohitra ny haratsian'ireo mpamosavy, mpitsoka amin'ny vona Izy,
sy ny haratsian’ireo mpialona rehefa velom-pialonana
Share