Surah Al-Masad ( The Palm Fibre )

Surah Al-Masad ( The Palm Fibre ) - Malagasy Aya count 5

Aoka ho levona ireo tànana roan’i Abo Lahab, ary ho levona koa ny tenany.
Tsy nahavita na inona na inona taminy ny hareny sy izay nangoniny.
Toy izany koa ny vadiny izay mitondra hazon-kitay feno tsilo,
ho eny am-bozony ny tady mafy vita amin'ny kofehy madinika.
Share