Surah Hud - Aya 92

Surah Hud - Malagasy - Aya 92 Aya count 123

قَالَ يَٰقَوْمِ أَرَهْطِىٓ أَعَزُّ عَلَيْكُم مِّنَ ٱللَّهِ وَٱتَّخَذْتُمُوهُ وَرَآءَكُمْ ظِهْرِيًّا ۖ إِنَّ رَبِّى بِمَا تَعْمَلُونَ مُحِيطٌۭ ﴿٩٢﴾
Namaly izy ka nanao hoe : \" Oh ry vahoakako ! moa ve manan-danja tokoa eo imasonareo ny foko izay misy Ahy noho i Allah izay hitodihanareo lamosina ankarihary ? Tena marina fa ny Tompoko dia mahafehy tsara izay rehetra atao nareo.
Share