Surah Hud - Aya 79

Surah Hud - Malagasy - Aya 79 Aya count 123

قَالُوا۟ لَقَدْ عَلِمْتَ مَا لَنَا فِى بَنَاتِكَ مِنْ حَقٍّۢ وَإِنَّكَ لَتَعْلَمُ مَا نُرِيدُ ﴿٧٩﴾
Niteny izy ireo ka nanao hoe : \" Efa fantatrao tsara, fa tsy manan-jo amin’ireo zanakao vavy ireo Izahay. Tena marina fa Ianao dia mahalala tsara izay tadiavinay ”.
Share