Surah Hud - Aya 69

Surah Hud - Malagasy - Aya 69 Aya count 123

وَلَقَدْ جَآءَتْ رُسُلُنَآ إِبْرَٰهِيمَ بِٱلْبُشْرَىٰ قَالُوا۟ سَلَٰمًۭا ۖ قَالَ سَلَٰمٌۭ ۖ فَمَا لَبِثَ أَن جَآءَ بِعِجْلٍ حَنِيذٍۢ ﴿٦٩﴾
Ary efa tonga tamin’i Abrahama (Ibrahim) tokoa ireo Irakay niaraka tamin’ny vaovao mahafaly, izay nilaza ka nanao hoe : \" Fiadanana enga anie ho Anao ! ” Namaly koa Izy ka nanao hoe : \" Fiadanana koa enga anie ho Anareo ! ” Tsy niandry ela Izy dia nitondra zanak’omby voatono.
Share