Surah Hud - Aya 65

Surah Hud - Malagasy - Aya 65 Aya count 123

فَعَقَرُوهَا فَقَالَ تَمَتَّعُوا۟ فِى دَارِكُمْ ثَلَٰثَةَ أَيَّامٍۢ ۖ ذَٰلِكَ وَعْدٌ غَيْرُ مَكْذُوبٍۢ ﴿٦٥﴾
Novonoin’izy ireo anefa Izy (ilay Rameva vavy) ka hoy Izy ( i Soalihy) tamin’ny izy ireo : \" Mifalia (amin’ny fanananareo) ao amin’ny fonenanareo mandritry ny telo Andro Ianareo ! indro ny fampanantenana tsy misy handaingana ”.
Share