Surah Hud - Aya 63

Surah Hud - Malagasy - Aya 63 Aya count 123

قَالَ يَٰقَوْمِ أَرَءَيْتُمْ إِن كُنتُ عَلَىٰ بَيِّنَةٍۢ مِّن رَّبِّى وَءَاتَىٰنِى مِنْهُ رَحْمَةًۭ فَمَن يَنصُرُنِى مِنَ ٱللَّهِ إِنْ عَصَيْتُهُۥ ۖ فَمَا تَزِيدُونَنِى غَيْرَ تَخْسِيرٍۢ ﴿٦٣﴾
Nilaza Izy ka nanao hoe : \" Oh ry vahoakako ! ahoana ny hevitrareo raha miankina tanteraka amin’ny porofo mazava avy amin’ny Tompoko Aho, ary raha misy famindram-po azoko avy Aminy, iza àry no hiaro Ahy eo anatrehan’i Allah raha tsy mankato Azy Aho ? Tsy manao afa-tsy ny mampitombo ny faty antoko Ianareo.
Share