Surah Hud - Aya 62

Surah Hud - Malagasy - Aya 62 Aya count 123

قَالُوا۟ يَٰصَٰلِحُ قَدْ كُنتَ فِينَا مَرْجُوًّۭا قَبْلَ هَٰذَآ ۖ أَتَنْهَىٰنَآ أَن نَّعْبُدَ مَا يَعْبُدُ ءَابَآؤُنَا وَإِنَّنَا لَفِى شَكٍّۢ مِّمَّا تَدْعُونَآ إِلَيْهِ مُرِيبٍۢ ﴿٦٢﴾
Namaly izy ireo ka nanao hoe : \" Oh ry Soalihy ! taloha Ianao dia fanantenana tokoa ho Anay. Moa ve raranao Izahay hanompo izay efa notompoin’ny Razambenay ? Ankehitriny Izahay, dia hipetrahan’ny fisalasalana fatratra mahakasika izay hiantsoanao Anay.
Share