Surah Hud - Aya 53

Surah Hud - Malagasy - Aya 53 Aya count 123

قَالُوا۟ يَٰهُودُ مَا جِئْتَنَا بِبَيِّنَةٍۢ وَمَا نَحْنُ بِتَارِكِىٓ ءَالِهَتِنَا عَن قَوْلِكَ وَمَا نَحْنُ لَكَ بِمُؤْمِنِينَ ﴿٥٣﴾
Niteny izy ireo ka nanao hoe : \" Oh ry Hody (A,s) ! tsy nitondra porofo mazava Taminay Ianao, ary Izahay dia tsy vonona hamela ireo sampinay nohon'ny Teninao, ka tsy hino Anao Izahay.
Share