Surah Hud - Aya 50

Surah Hud - Malagasy - Aya 50 Aya count 123

وَإِلَىٰ عَادٍ أَخَاهُمْ هُودًۭا ۚ قَالَ يَٰقَوْمِ ٱعْبُدُوا۟ ٱللَّهَ مَا لَكُم مِّنْ إِلَٰهٍ غَيْرُهُۥٓ ۖ إِنْ أَنتُمْ إِلَّا مُفْتَرُونَ ﴿٥٠﴾
Ary (nalefanay) tamin’ny foko Andy ny rahalahin’izy ireo Hody, izay nilaza tamin’izy ireo nanao hoe : \" Oh ry vahoakako ! manompoa an’i Allah Ianareo. Ary tsy manana zanahary hafa Ianareo afa-tsy Izy irery ihany. Tsy iza akory Ianareo afa-tsy mpamoron-dainga.
Share