Surah Hud - Aya 48

Surah Hud - Malagasy - Aya 48 Aya count 123

قِيلَ يَٰنُوحُ ٱهْبِطْ بِسَلَٰمٍۢ مِّنَّا وَبَرَكَٰتٍ عَلَيْكَ وَعَلَىٰٓ أُمَمٍۢ مِّمَّن مَّعَكَ ۚ وَأُمَمٌۭ سَنُمَتِّعُهُمْ ثُمَّ يَمَسُّهُم مِّنَّا عَذَابٌ أَلِيمٌۭ ﴿٤٨﴾
Ary nolazaina Izy nanao hoe : \" Oh ry Noa ! midina amim-piadananay Ianao ary ho Anao ny fahasoavanay sy ho an’ireo vahoaka izay miaraka Aminao. Ary hisy amin’ireo vahoaka ireo izay omenay hafaliana miserana; avy eo dia hihatra amin’izy ireo ny sazy mamirifiry avy aty Aminay”.
Share