Surah Hud - Aya 46

Surah Hud - Malagasy - Aya 46 Aya count 123

قَالَ يَٰنُوحُ إِنَّهُۥ لَيْسَ مِنْ أَهْلِكَ ۖ إِنَّهُۥ عَمَلٌ غَيْرُ صَٰلِحٍۢ ۖ فَلَا تَسْـَٔلْنِ مَا لَيْسَ لَكَ بِهِۦ عِلْمٌ ۖ إِنِّىٓ أَعِظُكَ أَن تَكُونَ مِنَ ٱلْجَٰهِلِينَ ﴿٤٦﴾
Niteny Izy (Allah) : \" Oh ry Noa ! tsy isan’ny fianakavianao Izy satria nanao asa mamparikoriko. Aza mangataka Amiko intsony Ianao amin’izay tsy anananao fahalalana. Mananatra Anao Aho mba tsy ho isan’ireo tsy Mahalala ”.
Share