Surah Hud - Aya 42

Surah Hud - Malagasy - Aya 42 Aya count 123

وَهِىَ تَجْرِى بِهِمْ فِى مَوْجٍۢ كَٱلْجِبَالِ وَنَادَىٰ نُوحٌ ٱبْنَهُۥ وَكَانَ فِى مَعْزِلٍۢ يَٰبُنَىَّ ٱرْكَب مَّعَنَا وَلَا تَكُن مَّعَ ٱلْكَٰفِرِينَ ﴿٤٢﴾
Ary nisosa nitondra azy ireo teo afovoan’ny onja mitovy amin’ny ahavon’ny tendrombohitra izy. Ary i Noa dia niantso ny zanany lahy, izay nijanona tamin’ny toerana iray mitokana ka nanao hoe : \" Ry anaka ! miakara aty Aminay Ianao fa aza miaraka amin’ireo tsy mpino ”.
Share