Surah Hud - Aya 41

Surah Hud - Malagasy - Aya 41 Aya count 123

۞ وَقَالَ ٱرْكَبُوا۟ فِيهَا بِسْمِ ٱللَّهِ مَجْر۪ىٰهَا وَمُرْسَىٰهَآ ۚ إِنَّ رَبِّى لَغَفُورٌۭ رَّحِيمٌۭ ﴿٤١﴾
Ary niteny Izy nanao hoe : \" Miakara ao anatiny Ianareo. Amin’ny anaran’i Allah no handehanany sy hirosoany. Tena marina fa ny Tompoko dia Mpamela heloka sy be Fiantrana ”.
Share