Surah Hud - Aya 40

Surah Hud - Malagasy - Aya 40 Aya count 123

حَتَّىٰٓ إِذَا جَآءَ أَمْرُنَا وَفَارَ ٱلتَّنُّورُ قُلْنَا ٱحْمِلْ فِيهَا مِن كُلٍّۢ زَوْجَيْنِ ٱثْنَيْنِ وَأَهْلَكَ إِلَّا مَن سَبَقَ عَلَيْهِ ٱلْقَوْلُ وَمَنْ ءَامَنَ ۚ وَمَآ ءَامَنَ مَعَهُۥٓ إِلَّا قَلِيلٌۭ ﴿٤٠﴾
Avy eo, rehefa tonga ny Didinay dia nangotrangotraka (ny rano) tao amin’ny lafaoro ary niteny Izahay nanao hoe : \" Ento ao amin’ny sambo fiara ny biby mpivady isaky ny karazany tsiroaroa sy ny fianakavianao afa-tsy ireo izay efa nihatra taminy ny Teny, sy ireo izay nino ”. Nefa ireo izay nino niaraka Taminy dia vitsy an’isa.
Share