Surah Hud - Aya 36

Surah Hud - Malagasy - Aya 36 Aya count 123

وَأُوحِىَ إِلَىٰ نُوحٍ أَنَّهُۥ لَن يُؤْمِنَ مِن قَوْمِكَ إِلَّا مَن قَدْ ءَامَنَ فَلَا تَبْتَئِسْ بِمَا كَانُوا۟ يَفْعَلُونَ ﴿٣٦﴾
Ary nandefasana Fanambarana i Noa : \" Tsy misy hino intsony ny vahoakanao afa-tsy izay efa nino, ka aoka Ianao tsy alahelo amin’izay ataon’izy ireo.
Share