Surah Hud - Aya 35

Surah Hud - Malagasy - Aya 35 Aya count 123

أَمْ يَقُولُونَ ٱفْتَرَىٰهُ ۖ قُلْ إِنِ ٱفْتَرَيْتُهُۥ فَعَلَىَّ إِجْرَامِى وَأَنَا۠ بَرِىٓءٌۭ مِّمَّا تُجْرِمُونَ ﴿٣٥﴾
Na koa milaza izy ireo manao hoe : \" Noforoniny izany ”. ka teneno hoe : \" Raha noforoniko izany dia hianjera Amiko ny heloko ary Izaho dia tsy manan-tsiny amin’izay heloka Ataonareo.
Share