Surah Hud - Aya 33

Surah Hud - Malagasy - Aya 33 Aya count 123

قَالَ إِنَّمَا يَأْتِيكُم بِهِ ٱللَّهُ إِن شَآءَ وَمَآ أَنتُم بِمُعْجِزِينَ ﴿٣٣﴾
Dia niteny izy ka nanao hoe : \" Tena marina fa i Allah irery ihany no hitondra izany Aminareo raha sitrany, ary Ianareo dia tsy afa-manohitra ny fahefany ”.
Share