Surah Hud - Aya 28

Surah Hud - Malagasy - Aya 28 Aya count 123

قَالَ يَٰقَوْمِ أَرَءَيْتُمْ إِن كُنتُ عَلَىٰ بَيِّنَةٍۢ مِّن رَّبِّى وَءَاتَىٰنِى رَحْمَةًۭ مِّنْ عِندِهِۦ فَعُمِّيَتْ عَلَيْكُمْ أَنُلْزِمُكُمُوهَا وَأَنتُمْ لَهَا كَٰرِهُونَ ﴿٢٨﴾
Hoy izy hoe : \"Ry vahoakako ! Moa ve hitanareo raha manana porofo mazava avy amin’ny Tompoko aho, sy nahazo famindram-po avy Aminy nefa tsy teo imasonareo, moa ve ho terenay amin’izany ianareo nefa dia mankahala izany ianareo?
Share