Surah Hud - Aya 27

Surah Hud - Malagasy - Aya 27 Aya count 123

فَقَالَ ٱلْمَلَأُ ٱلَّذِينَ كَفَرُوا۟ مِن قَوْمِهِۦ مَا نَرَىٰكَ إِلَّا بَشَرًۭا مِّثْلَنَا وَمَا نَرَىٰكَ ٱتَّبَعَكَ إِلَّا ٱلَّذِينَ هُمْ أَرَاذِلُنَا بَادِىَ ٱلرَّأْىِ وَمَا نَرَىٰ لَكُمْ عَلَيْنَا مِن فَضْلٍۭ بَلْ نَظُنُّكُمْ كَٰذِبِينَ ﴿٢٧﴾
Ary niteny ireo loholona izay tsy nino tamin’ny vahoakany (vahoakan’i Noa) : \" Izahay dia tsy mahita afa-tsy olombelona tahaka Anay Ianao, ary Izahay dia tsy mahita afa-tsy ireo izay olona ambany saranga Aminay no sady tsy manam-pandinihana akory no manaraka Anao, ary Izahay dia tsy mahita fa ambony noho Izahay Ianareo, mihevitra kosa Izahay fa Ianareo dia mpandainga.
Share