Surah Hud - Aya 18

Surah Hud - Malagasy - Aya 18 Aya count 123

وَمَنْ أَظْلَمُ مِمَّنِ ٱفْتَرَىٰ عَلَى ٱللَّهِ كَذِبًا ۚ أُو۟لَٰٓئِكَ يُعْرَضُونَ عَلَىٰ رَبِّهِمْ وَيَقُولُ ٱلْأَشْهَٰدُ هَٰٓؤُلَآءِ ٱلَّذِينَ كَذَبُوا۟ عَلَىٰ رَبِّهِمْ ۚ أَلَا لَعْنَةُ ٱللَّهِ عَلَى ٱلظَّٰلِمِينَ ﴿١٨﴾
Ary iza no manao ny tsy rariny indrindra mihoatra ny olona mamoron-dainga mahakasika i Allah ? Izy ireny dia haseho amin’ny Tompony, ka hilaza ireo vavolombelona (Anjely) hanao hoe : \" Izy ireo no namoron-dainga mahakasika ny Tompon’izy ireo ”. Hiantefa amin’ireo mpanao ny tsy rariny anie ny ozon’i Allah,
Share