Surah Al-Fatihah ( The Opening )

Surah Al-Fatihah ( The Opening ) - Malagasy Aya count 7

Amin'ny anaran'i Allah,ilay Be indrafo,ilay Be fiantrana.
Ny Dera sy ny Voninahitra rehetra dia ho an'Allah Ilay Tompon'izao tontolo izao.
Ianao irery ihany no tompoinay, ary Ianao irery ihany koa no angatahinay ny famonjena.
Tariho mandrakariva amin'ny làlana mahitsy izahay.
Share